Fivoriana faharoa fandinihana sy famenoana ny bokin’andraikitra (cahier de charges) ho an’ny fihariana Baie Rose, ametrahana ny marika famantarana manokana ny “BAIE ROSE BONGOLAVA”.
Izany dia natao ny Talata 21 Novambra 2023 lasa teo,tao amin’ny CAPAG-CCI Bongolava. Nanao tantsoroka izany hatrany ny #CCIBongolava mba ho fampandrosoana sy fanohanana ny seha-pihariana.
#faritrabongolava
#DRICCBongolava
#GIEBaieRose
#OMPIGenève